|
|
|
|

Teny iditra1  mahahery
Fototeny  2  hery
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  Ary tsy araka ny marina no mahahery azy etý ambonin' ny tany; [2.996]
5  Telo no lopy : ny anankiray lopin-dandy, ny anankiray lopy tsy mahahery, ary ny anankiray trano fandrian-dopy. [2.69]
6  lanareo avy amin'ny nosy lehibe kokoa noho ity nanirahany anareo, fa mihoatra noho ny anareo amin'izay zavatra mahalehibe ny tany sy mahahery azy. [2.366]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11