Teny iditra (1/2) | 1 mahaleo |
Fototeny | 2 leo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manan-kery hahatohitra, afaka handresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina mahavita, afaka hisahana, hikarakara: Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao mahatanty, mahazaka: Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to equal, to match, to parallel, to manage 6 [1.7] to be able to support; to be able to overcome |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter. Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~ Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~ Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur) 8 [1.8] être capable de vaincre; être capable de supporter |
Ohatra |
9 Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana! [2.296] 10 Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy; [2.996] 11 Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany. [2.285] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny mahaleo io |
Teny iditra (2/2) | 21 Mahaleo |
Fototeny | 22 leo |
Sokajin-teny | 23 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
24 [3.1] music band formed in 1972 by seven musicians: Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul. |
Voambolana |
25 Tantara |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 28 alahemo, alemaho, mahaelo, mahaleo, Mahaleo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |