Teny iditra mahaleo tena
Singan-teny mahaleo ; tena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo fahaleovan-tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ mahaleotena ] Indépendant, autonome [1.13]
Ohatra 
1Samy mahaleo tena ireo, tsy aharo, sady mivalana no miorika. [2.48]
2ary naseho tao amin' ny "Takariva-Collection" ho boky kely mahaleo tena, nitondra ny anarana hoe "Ranomasina". [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16