|
|
|
|

Teny iditra1  mahaleo tena
Singan-teny  2  mahaleo, tena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Jereo fahaleovantena
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13][mahaleotena] indépendant, autonome
Ohatra  6  Samy mahaleo tena ireo, tsy aharo, sady mivalana no miorika. [2.48]
7  ary naseho tao amin' ny "Takariva-Collection" ho boky kely mahaleo tena, nitondra ny anarana hoe "Ranomasina". [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02