|
|
|
|

Teny iditra1  mahamainty
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#419] qui noircit ou peut noircir
Ohatra  5  [2.996#47.005.036] fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao.
6  [2.285#119] aleony mamporisika ny zanany hifidy anton-draharaha any amin' ny birao tsy mahamainty molaly ny tany any.
Fototeny  7  mainty
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mahamainty io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11