|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahameloka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#233] qui rend courbe
Fototeny  5  meloka
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mahameloka io

Teny iditra (2/2)7  mahameloka
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#233] qui rend coupable
Ohatra  11  [2.654#] fa raha misy mandiso izany, dia ataoko mahameloka.
12  [1.431#] fa raha manova izao dia ataoko mahadiso sy mahameloka anareo.
13  [1.123#] kanefa raha tsy mitondra mody izy, fa ny eran' ny vavany hiany no haniny eo, dia tsy mahameloka azy izany.
Fototeny  14  meloka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11