|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maharese
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny mpamaritra maharesy [Fitanisana]
Ohatra  3  [2.996] Ary hoy ny navaliny: Miakara ka maharese, fa efa voatolotra eo an-tànanareo izy.
Fototeny  4  resy

Teny iditra (2/2)5  maharese
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.68] [Vezo] Pouvoir l' emporter sur, vaincre (pouvoir)
Fototeny  8  rese

Fivaditsoratra  9  aharesem, maharese, mahasere

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19