|
|
|
|

Teny iditra1  mahatsangy no ary
Singan-teny  2  mahatsangy, no, ary
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny zanaka izay tsy miankina amin' ny ray aman-dreniny intsony no sady mahavelo-maso ny voninahitr' izy ireo koa
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22