Teny iditra | 1 mahavatra |
Fototeny | 2 vatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to support, to endure; to carry through |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] supporter, endurer; persévérer |
Ohatra |
7 Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana [1.381#] 8 Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay [2.445#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mahavatra io |
Fivaditsoratra | 14 hamavatra, mahavatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |