Teny iditra mahay mandray olona
Singan-teny mahay ; mandray ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: tsara fanahy
Ohatra Nihevitra azy ho toy ny naterany ilay mpampiasa azy, ary noho ny toetrany mahay mandray olona, dia maro tamin' ireo mpividy sy mpivarotra aminy no nanjary tena sakaizany nifankahazo am-po. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18