Teny iditra | 1 mahazatra |
Fototeny | 2 zatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to make accustomed to ; to be familiar from use or acquaitance |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#869, 1.8] dont on a l'habitude 6 [1.3#869] Qui peut ou sait accoutumer, habituer, apprivoiser, qui attire, qu’on fréquente, à qui on est habitué: Mahazatra tsara ny mpianatra io mpampianatra io (Ce maître d’école sait bien habituer, attirer les élèves ; les élèves sont bien habitués à ce maître d’école) 7 [1.8] être capable d'habituer |
Ohatra |
8 Ny any Itasy no mahazatra anay. [2.285] 9 Ketsa saritaka no mahazatra ny olona any aminay; [2.445] 10 Malagasy izy io saingy tsy mba mpividy mahazatra. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny mahazatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |