Teny iditra (1/2) | 1 mahazoto |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#875] qui inspire la diligence, le zèle |
Ohatra |
5 [2.59#] koanefa, mahazoto ahy indray ny hamerin'azy hilaza izany haravoana nomen'Andriamanitra izany : Razeroma sy Rasendranoro tany antrano famatorana; |
Fototeny | 6 zoto |
Teny iditra (2/2) | 7 mahazo to |
Sokajin-teny | 8 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] itokiana, mahatoky |
Singan-teny | 10 mahazo, to |
Fivaditsoratra | 11 hotoazam, mahatozo, mahazoto, mahazo to |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08 |
![]() |