|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahazoto
Fototeny  2  zoto
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#875] qui inspire la diligence, le zèle
Ohatra  6  [2.59#] koanefa, mahazoto ahy indray ny hamerin'azy hilaza izany haravoana nomen'Andriamanitra izany : Razeroma sy Rasendranoro tany antrano famatorana;

Teny iditra (2/2)7  mahazo to
Singan-teny  8  mahazo, to
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] itokiana, mahatoky

Fivaditsoratra  11  hotoazam, mahatozo, mahazo to, mahazoto

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08