|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maha~
Sokajin-teny  2  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tovona fanao eo alohan' ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin' ireo roa voalohany izy dia soratana misy tsipi-panohizana (-): Ny fanahy no maha-olona, io no maha-izy azy; fa raha miaraka amin' ny mpamaritra anarana kosa izy dia mety tsy hisy raha "mahatonga ho" no heviny: Mahatanora anao izao hety volo izao, ary misy kosa raha enti-milaza ny maha-izao na izao: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] prefix used to form verbs and adjectives which typically mean, to be able to, causing; also to form phrases that indicate cause, as : Ny raiko no mahatoy izao ahy (My father made me what I am)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.107#58] quelques participes à préfixe voa peuvent pendre le préfixe maha et s'emploient surtout au passé: nahavoafitaka
6  [1.8] préfixe qui forme des verbes et des adjectifs, qui ont souvent un sens causatif; précède des propositions qui indiquent la cause; ex. ny raiko no mahatoy izao ahy, c'est grâce à mon père que je suis ce que je suis
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)27  maha
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29  [1.196] (prononciation locale de ma). Dombeya viburnifloropsis Arènes (Malvaceae). Nom relevé par A. Seyrig (réf. Seyrig 750). [Bara]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32  maha~, maha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08