Teny iditra | 1 kahihitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a confirmed penurious person 5 [1.7] stingy, avaricious |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] ladre, sordide d'avarice 7 [1.3] lésineux 8 [1.8] avare |
Ohatra |
9 [1.38] Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny; 10 [2.996] Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. |
Fototeny | 11 hihitra |
Tovy hevitra | 12 mahihitra |
Mpanahaka | 13 mahihitra, mahidy, kahidy, kafiry, matsitsy, katity, kely hiratra, kely hoho, kely tanana, mamaky akotry, manjaitra atody, mafy tanana, mafy fonosana, mihirim-belona, kongona |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny kahihitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |