|
|
|
|

Teny iditra1  mahidy
Fototeny  2  hidy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanala] kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina)
5  [1.1] Mitsitsy tafahoatra; mahihitra
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] avare, parcimonieux
Ohatra  7  mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay [2.245]
Mpanahaka  8  kahidy, mahihitra, kahihitra, kafiry, matsitsy, makikitra, mafirana, katity, kely hiratra, kely tanana, kely hoho, mafy fonosana, tiatia kely, mihirim-belona, mamaky akotry, mandidy sofin' amalona, manjaitra atody

Fivaditsoratra  9  ahidim, haidim, hamidy, hidiam, hidima, mahidy, mihady

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21