|
|
|
|

Teny iditra1  mahita volana alohan' ny biby
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (ny andro roa voalohany ahatsinanan' ny volana dia noheverin' ny Ntaolo fa ny biby ihany no mbola mahita azy) ny olona tondroina amin' io teny io dia mety hiditra amin' ny sokajiny roa: na ireo heverina ho kinga sy mahay noho ny hafa na ireo miteniteny foana
Singan-teny  4  mahita, volana, aloha, biby
Tsipelina hafa  5  mahitavolanaalohanihabiby

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12