|
|
|
|

Teny iditra1  mai-molotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [1.1]
Ohatra  4  Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!" [2.69#]
Singan-teny  5  maina, molotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29