Teny iditra mailoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Meloka, tsy mahitsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay comme meloka [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra biloka ~ olika
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny mailoka ity (1): Mailoka

Teny iditra mailoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay courbe [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra Mailoka (mailoka)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany mailoka

2013/04/01