Teny iditra | 1 maimbo ra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1] |
Singan-teny | 4 maimbo, ra |
Fivaditsoratra | 5 maimbo ra, mamboria |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |