Teny iditra (1/2) | 1 maimbo lazo |
Singan-teny | 2 maimbo, lazo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] parfum des foins coupés, odeur de coumarine |
Teny iditra (2/2) | 5 maimbolazo |
Singan-teny | 6 maimbo, lazo |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1][maimbo lazo] ilazana ny ahitra na anana manjary misy fofona fa voadaniky ny hainandro, enti-milaza koa ny fofon' ny mangahazo izay tsy maina tsara eo am-pihahazany |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.196] [Betsimisaraka]
(de maimbo-lazo à maimbo). Malzac et le Firaketana vol. 5 : 142 l'identifient à Calliandra alternans Benth. mais c'est plutôt Calliandra thouarsiana Baill. qu'on nous a généralement montré sous ce nom (Fabaceae). On faisait autrefois brûler les rameaux dans les cases où l'on conservait un mort. C'était soi-disant pour qu'il ne soit pas tenté d'y revenir rôder par la suite et sans doute aussi pour masquer quelque peu d'odeur du cadavre. À l'époque, les cérémonies funèbres duraient fort longtemps et la tradition interdisait de dire que les morts sentaient mauvais. Ils allaient devenir sacrés et donc « parfumés » au sens mystique du terme. |
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 12 maimbo lazo, maimbolazo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |