Teny iditra | 1 maimbo ra |
Singan-teny | 2 maimbo, ra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) |
Fivaditsoratra | 5 amboarim, amboriam, maimbo ra, mamboria, maraomby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |