Teny iditra | 1 maintisina |
Fototeny | 2 mainty |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao tonga mainty, lokoana mainty: Maintisiny amin' ny fanafody ny volony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be blackened |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#419, 1.8] qu'on noircit 7 [1.3#419] qu'on teint en noir |
Ohatra |
8 fa ny singam-bolo-fotsy iray, tsy azon' olom-belona maintisina; [2.59#60] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 maintisina, mianian-tsy, namitsiany, natsiminay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |