Teny iditra | mainty molaly | |||
Singan-teny | mainty ; molaly | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo efa ela niainana [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | An old-timer; an alumnus [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Un ancien, ancien élève [1.8] | |||
Kamban-teny |
| |||
Tsipelina hafa | maintimolaly | |||
Fivaditsoratra | maintimolaly, mainty molaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |