|
|
|
|

Teny iditra1  maka afo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy manana afo ka mandeha any an-tranon' olona maka vainafo mba hampirehetana afo any an-tranon' ny tena
Singan-teny  4  maka, afo

Fivaditsoratra  5  afaokam, amafako, famaoka, famoaka, mafoaka, maka afo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21