Teny iditra | makadiry | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Be vatana, vaventy: Bibilava makadiry Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiry itỳ? [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Enormously big, huge [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | énorme, géant [1.8] | |||
Sampanteny |
| |||
| ||||
Tovy hevitra | makadiribe | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny makadiry io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |