|
|
|
|

Teny iditra1  maka fanahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao izay hanangolena, hitaomana hanao zavatra iray, mitaona hanao ratsy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] To tempt, to try.
5  [1.7] to tempt
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] tenter
Singan-teny  7  maka, fanahy

Fivaditsoratra  8  fahamaikan, maka fanahy, mifanahaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21