Teny iditra maka fanahy (aka, ahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manao izay hanangolena, hitaomana hanao zavatra iray, mitaona hanao ratsy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy To tempt, to try. [Richardson 1885]
 to tempt [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay tenter [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31