Teny iditra | 1 maka rivotra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] To take exercise, seeking fresh air. |
Ohatra |
5 [2.59#] Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; |
Singan-teny | 6 maka, rivotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |