Teny iditra | malahelo vady voky (alahelo, vady, voky) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | malahelo amin' ny soa azon' ny sasany [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | s'attrister du bonheur d'autrui [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |