|
|
|
|

Teny iditra1  malai-mody
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] nanondroan' ny ntaolo ny olona tsy marisika hody (fa misy mahafinaritra azy any ivelany, na anti-bady izy araka ilay ohabolana hoe "anti-bady angaha no malai-mody"?)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qui ne se soucie pas de revenir chez lui, de rentrer dans son pays
Singan-teny  5  malaina, mody
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny malai-mody io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07