Teny iditra | 1 malai-mody |
Singan-teny | 2 malaina, mody |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] nanondroan' ny ntaolo ny olona tsy marisika hody (fa misy mahafinaritra azy any ivelany, na anti-bady izy araka ilay ohabolana hoe "anti-bady angaha no malai-mody"?) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qui ne se soucie pas de revenir chez lui, de rentrer dans son pays |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny malai-mody io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |