|
|
|
|

Teny iditra1  malama vava
Singan-teny  2  malama, vava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany
Ohatra  5  Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa. [2.606]
Tovy hevitra  6  fihara-bava

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10