Teny iditra mimamà (mamà (ma))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitrentrena, mitrena matetika
¶ Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to low (of cattle) [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay meugler, beugler (du boeuf) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mimamà
nimamà
himamà
Ohatra Mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy? [Baiboly: 22:006:005/Joba 6:5..]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31