Teny iditra | 1 mamabo |
Fototeny | 2 babo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Capturer, confisquer, piller |
Ohatra |
7 Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha; [2.69#] 8 nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona. [2.324#] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 13 mambabo |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mamabo io |
Fivaditsoratra | 15 aombam, mamabo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |