Teny iditra mamahan-tena (fahana, tena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: hanina
Ohatra Lozan'ny mpiandry ondrin'ny Isiraely izay mamahan-tena! [Baiboly: 33:034:002/Ezekiela 34:2..]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31