Teny iditra (1/2) | 1 mamany |
Fototeny | 2 amany |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoaka amany, mivalan-drano [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to pass urine. [1.2] 6 to urinate (vulgar) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 uriner [1.3#25] 8 uriner (vulgaire) [1.8] |
Voambolana |
9 Fahasalamana 10 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 16 mamany |
Sokajin-teny | 17 endritenin' ny hoe mama |
Ohatra |
18 Mazava loatra ary, fa na ny mamany, na ny vadiny no niantoka azy! [2.270#] 19 Nony hariva dia tonga Razakandrianaipa sy ny mamany naka am-bavany. [2.649#] |
Fivaditsoratra | 20 mamany, manamy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |