|
|
|
|

Teny iditra1  mamaritra
Fototeny  2  faritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly
Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to mark out, to set boundary lines, to set dimensions.
Ohatra  6  Ny lalàna no mamaritra izany. [1.320#]
7  Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy. [2.117#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mamaritra io

Fivaditsoratra  14  mamaratry, mamaritra, mamiratra, miramatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21