Teny iditra (1/2) | 1 mamatra |
Fototeny | 2 fatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamantatra ny haben-javatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an' efitra ao Rabe Mandoa: Mbola mamatra ny volako izy Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to measure in a rice measure or in a basket. 6 [1.7] to measure in a container |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] mesurer avec une mesure de capacité |
Ohatra |
8 Ka manendry ny lanjan' ny rivotra ary mamatra ny rano amin' ny famarana. [2.996#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mamatra io |
Teny iditra (2/2) | 14 mamatra |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Sihanaka]
mamarana |
Fivaditsoratra | 17 mamatra, ramatam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |