Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mamatra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Raha mamatra miohatra ny feno, raraka; raha mihinana miohatra ny voky manevika; raha mamindro miohatra ny toko, may; raha mandry miohatra ny farafara, mianjera. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tokony hahalala onony amin' izay rehetra atao, fa raha tsy izany, fahavoazana no mety ho hita. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||