Teny iditra mambeda (beda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misambotraka mamihina amin' ny sandry mba tsy ho afa-mikofoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To seize, to grasp firmly, to grip. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Saisir à bras le corps [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mambeda
Ny lasa : nambeda
Ny hoavy : hambeda
Filaza mandidy : mambedà
Tovy hevitra mibeda
Tsipelina hafa 

Teny iditra mambedà (beda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambeda [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20