|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manabeda
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misambotraka mamihina amin' ny sandry mba tsy ho afa-mikofoka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] saisir à bras le corps
Fototeny  5  beda
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  mambeda
Tovy hevitra  11  mibeda

Teny iditra (2/2)12  manabedà
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabeda [Fitanisana]
Fototeny  14  beda

Fivaditsoratra  15  adembana, ambedana, anabedam, anademba, badamena, manabedà, manabeda

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07