Teny iditra | 1 mamboly |
Fototeny | 2 voly |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13, 1.196] planter, cultiver 6 [1.405] [Sakalava-Mayotte] [mambôly] planter, cultiver [mambôly] planté, cultivé |
Ohatra |
7 mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona; [2.59#65] 8 Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52] |
Voambolana |
9 Toe-karena: fambolena |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mamboly io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |