|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mambosy
Fototeny  2  ambosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana
5  mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  manaboly, manabony, mandrobo, mandroboka, manangely, manejokejo, manojikojy, manolikoly, mandrokiroky, mandraviravy, manjono, mandango, mandangolango, manitikitika, manangoly, manao safosiaka, mitomany ambony fe, mandoka, midredro, manao teny malefaka, manao ronono antavy, manao kobaka am-bava, manao volana hatenda, manao lango malefaka, manao vola-mahadradraka, manao fandria-malemy lafika, manao lokanga hisatra, manao hatsohatso, mizara vava

Teny iditra (2/2)11  mambosy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13  manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  14  catalyser [1.13]
Voambolana  15  Simia
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  19  mambosy, masomby

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20