Teny iditra | 1 mamehy |
Fototeny | 2 fehy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to tie up, to knot. 6 [1.7] to tie |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] lier, attacher |
Ohatra |
8 Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. [1.38] 9 Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [4.27] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 mifehy, mamatotra, mamona, maningotra, mandadina, mandrohy, mandringotra, mandiditra, manandrotra, manasingory, manao tadivavarana, manao fatomaty, manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, manao fatotra jagigy, managigigigy, manao rohy foza |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 16 mamehy, mihame |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |