|
|
|
|

Teny iditra1  mamela trosa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan' ny voaloany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  remettre une créance [1.3#716]
Tovy hevitra  5  mahafoy trosa
Singan-teny  6  mamela, trosa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02