Teny iditra | mamela heloka | |
Singan-teny | mamela ; heloka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mitahiry hadisoana amin' ny hafa fa mihavana kosa, ka manadino ny ratsy nataony tamin' ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To forgive an offense [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pardonner le péché [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |