Teny iditra mamelona afo (velona, afo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mampirehitra afo amin' ny kitay ao am-patana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to light a fire. [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fandikana frantsay allumer le feu [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31