Teny iditra mametaveta (vetaveta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To defile, to defame [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Salir, avilir [1.8]
Ohatra aza mametaveta ny anaran' ny Andriamanitrao. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mametaveta
Ny lasa : nametaveta
Ny hoavy : hametaveta
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05