Teny iditra | 1 mametraka |
Fototeny | 2 petraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc. 6 [1.7] to set, to place, to lay down |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] mettre, placer |
Ohatra |
8 mametraka sakana maro ny finoana; [2.445#] 9 Rahefa vita, dia mahazo mametraka fanontaniana ianao. [2.270#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |